|
|
|
|

Teny iditra1  taona itsỳ
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  tamin' ny taona farany tao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  l'année dernière [1.3#681]
Ohatra  6  Tamin' ity aza mba azoazo, fa tsy tahaka ny tamin' ny taon' itsy [2.5#8]
Tovy hevitra  7  taon-dasa
Singan-teny  8  taona, itsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20